Uitslag Songwriting
Spacycolours &
NielsE moesten een nieuwe tekst schrijven op een bestaand lied van het lokale land:
Hier kwam deze geweldige tekst uit:
Mandeha miloko volomparasy ianao
Ary mandika ny lalàna
Manomboka zavatra mavesatra ianao,
Fa amin'ny farany
Sa tsy hahavita an'izany ny mole?
Lasa jamba aza aho
Sambatra eo an-tsorokao
Paws ho an'ny tavanao
Nisaraka izahay
Tiako hiverina ianao
Ny vola no eto fa miaraka amin'iza?
Ho ela velona anie ny demokrasia!
Amin'ity hysteria rehetra ity
Ianao ve no bodofonay mafana
Tena tsy mety vaky ny atmosfera
Toa tsy manan-tsiny sy mamy ianao
Mety hyperactive kely
Fa miaraka aminao tsy mila henan'omby aho,
Tsy ianao no voalohany fa faharoa
Tena afa-po tamin’izany aho
Interlude...
Ilay endrikao zay feno
tsiky vao marain’e
Mitondra hery mampilamina ny sain’e
Ka tonga dia tamana aho
Ka tsy nihanahana aho
Fa te hanaraka anao
Hmmm !
Ilay fofonao mamerovero manimanitr’e
Mamelombelon’aina ery ka mahafinaritr’e
Ka tonga dia taraiky aho
Ka tena tsy nanaiky aho
Fa te hanaraka anao e
Ka aza omena tsiny raha hoe lasa jamb’e
Fa vao nahita anao aho
dia tsy naharay lamb’e
Fa tena lasa adala ka dia tsy hahalala
Raha vao mahatazana anao
dia lasa adala eee !
Lasa adala mihitsy aho
Vao mahatazana anao
Tsy te hahalala mihitsy aho
Fa te hanaraka anao
Fa te hanaraka anao ô
Lasa jamba aza aho
Manary akanjo hafa mihitsy aza aho
Nihiakiaka ianao hoe: Avia hiady
Fa te-hanaraka anao aho
te-hanaraka anao aho
Ianao no lohataona mamony
Ary ny voniny izay maniry
Raha tsy tapahinao ny volonao
Ianao no Lanitra sy Tany
Sarobidy
Ka tsy rarahin’ny saiko
Izay any ambadimbadika any
Fa ny zavatra ilaiko
Dia ny eo anilanao hatrany
Eo anilanao hatrany hoa
Ye ee oh ouh oh
Interlude...
Ilay toetranao somary tia mivazivazy e
Ka mahafinaritr’amin’liay
hitiavako azy e
Ka tonga dia tamana aho
Ka tsy nihanahana aho
Fa te hanaraka anao
Ilay feonao malefadefaka fiteny e
Izay mampitsoniko ny foko anie ry neny e
Ka tonga dia taraiky aho
Ka tena tsy nanaiky aho
Fa te hanaraka anao e !
Mamo tamin'ny labiera niaraka tamin'ny mpampiantrano!
Iza no efa nisotro be indrindra?
Manara-maso azy rehetra izy.
Raha vao mahatazana anao
dia lasa adala beee !
Lasa adala mihitsy aho
vao nahita anao aho
Manana habe kely indrindra ianao
Fa te-hanaraka anao aho
Manaraka anao akaiky aho
Lasa jamba mihitsy aho
Rehefa mahita anao
Manary lamba mihitsy aho
Fa te hanaraka anao
Fa te hanaraka anao aho
Toa adinoko avokoa
Ny eto ambonin’ny tany
Fa ny masaka an-doha
Ny eo anilanao ihany
Ny eo anilanao ihany e !
Ka tsy rarahin’ny saiko
Izay any ambadimbadika any
Fa ny zavatra ilaiko
Dia ny eo anilanao hatrany
Eo anilanao hatrany hoa
Hier hadden ze een boodschap in zitten die de kandidaten van het Lichtplan & Promotieteam moesten ontrafelen. Is ze dat gelukt?
Ja! Ze wisten dat het verwees naar de kandidaten van dit seizoen van widmonline 2022
Maar ook een geheim jurylid kreeg het lied en moest de connectie zoeken. Als die gevonden zou worden dan zou de opdracht falen. Is dit gebeurt?
Ja! Dus opdracht gefaald. Misschien niet zo handig om de geheime opdracht in het openbaar te bespreken...